Fitandremana Strasbourg

Fitandremana Strasbourg

Momba ny fiangonana

Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) aty Eoropa

Fiangonana Loterana Malagasy Sinodamparitany Eoropa, miraikitra aminy Foibe Loterana Malagasy any Madagasika ahafaan'ireo mpila ravinahitra sy mpandalo manompo an'Andriamanitra aminy teny Malagasy sy mihaina ny rafitra any Madagasikara

Fitandremana Strasbourg

Ny fitandremana Strasbourg dia miraikitra aminy fileovana Strasbourg, ary manana fiangonana Telo dia ny FLM Strasbourg sy FLM Allemagne ary FLM Bruxelles

Ny iraka sy ny soatoavintsika

Jesosy Irery ihany, Soratra Masina irery ihany, Fahasoavana Irery Ihany, Finoana irery ihany

Ny mpitarika

Pastora RASOLO Tantely, Mpitondra fitandremana.

Pastora RATSANIAINA Mampionona, Pastora Mpiaramiasa

Tonga voalohany ve ianao?

Tongava araka izay maha-ianao anao. Vonona handray sy hanampy anao izahay.